Dikan'ny teny : faninganana

Hampiditra dikany vaovao
1 (singana) a.: Fanavahana: Tsy tiako ny faningananao ny zanako amin' ny be sy ny maro fa aoka izy hiaraka amin'ny mpianatra rehetra. ~ Tsy fanaovana ohatra ny be sy ny maro, fiavahana; tsy fitovizana amin' ny rehetra: Mahasosotra ny faninganan-dRangahy io amin'ny be sy ny maro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel