Dikan'ny teny : fanineniny

Hampiditra dikany vaovao
1 (enina) p.mt.: Famerenana asa iray hatramin' ny inenina: Fanineniny no niverenako teo nefa tsy nahita azy aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel