Dikan'ny teny : fanindry

Hampiditra dikany hafa
1. (Ski) a.: Hazo lava atsindry ny sarombovonan' ny tafo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a,: Vorona homankena, karazan'nY papango (Buteo brachypterus). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. (tsindry) a.: Fomba entina manindry 1 p.t.: A-zo tsindriana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
4. (tsindry) a.: Hazo ao ambadiky ny vovonan-karaka izay rehefa tsindriana dia mampisokatra ny laharan-kofehy ambony hisaraka amin'ny ambany (Tenon). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088