Dikan'ny teny : fanindronana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsindrona) a.: Fandoahana na famelezana amin'ny lohan-java-maranitra; fanatrobahana amin'ny fanjaitra loaka fidiran'ny ranom-panafody. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel