Dikan'ny teny : fanina

Hampiditra dikany vaovao
1 a. na Fahatsiarovana (na mahatsiaro) ny tena ho jenjina ka mihodinkodina no fijery ny zavatra rehetra manodidina hany ka mety hianjera mihitsy aza ny tena: Sarotim-ponina izy, / Fanina aho izany fa tano. - t.i.f.: Faninina / mahafanina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel