Dikan'ny teny : fanimpiriny

Hampiditra dikany vaovao
1 (firy) p.mt.: Enti-manontany ny isan'ny namerenana asa iray: Fanimpiriny izao no namangianao ny Dadatoanao marary? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel