Dikan'ny teny : fanilika

Hampiditra dikany vaovao
1 (ilika) a.: Fomba fanosehana hihataka, fomba fampihatahana, fomba famindrana voina, fombafanesorana tsy ho isany. / p. t.: Azo ailika, tokony hailika: Tsy fonilika ny zaza samba-na. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel