Dikan'ny teny : fanilana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hilana) a.: Fomba entina manilana mampiraika, mampihilana. 1 p. t.: Azo arona, araika ats? na ar?. Ahitsio
2 (ila) a.: Fametrahana er? an-tsisintsisiny; famelezana na fihinanana ny ilany fotsiny; fitoerana na fandalovana eo akaiky. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel