Dikan'ny teny : fanilakila

Hampiditra dikany hafa
(kilakila) a.: Fomba entina manilakila, mamoriporitra, mamozafoza, na mandevilevy, tsy mitondra roa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0841