Dikan'ny teny : fanihy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-biby fianakavian'ny Manavy na Ramanavy, saingy izy lehibe (jar,: manavibe). Ahitsio
2 (hihy) a,: Fomba entina manihy, manala hodi-manify. ~ p.t.: Azo hihisana: Ny akondro tsy fanihy fa vo-asana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel