Dikan'ny teny : fanidy

Hampiditra dikany vaovao
1 (hidy) a.: Fomba entina manidy: Atao ahoana no fanidy Us"' oarauaranareo it?? ? p.t.: Azohidiana: Tsy mba fanidy ny vota toy itony. ~ a.: Ody ninoan'ny olona fahiny fa manakana ny voay na biby hala tsy hanaikitra: Biby tsy masim-panidy angaha io! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel