Dikan'ny teny : fanidinana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sidina) a.: Fihetsehana na fihantonana eny amin'ny habakabaka; fandehanana na fihazakazahana haingana dia haingana; fandehandehanana, haratsiampitondran-tena. Ahitsio
2 (idina) a.: Fanaovana izay idinana; fampidinana, fandatsahana anaty lasitra, fanaovana amin'ny lasitra, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel