Dikan'ny teny : fanidina

Hampiditra dikany vaovao
1 (idina) a.: Fomba fanao raha manidina, mandatsaka anaty lasitra: Toy izao no fanidina lakolosy. Ahitsio
2 (sidina) a: Fomban' ny vorona manidina, na mandeha eny amin'ny habakabaka amin'ny alalan'ny elatra: Samy hafa ny fanidin'ny akoho sy ny uoromahailala Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel