Dikan'ny teny : fangotsoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fangirifirian' ny alahelo, fanafntainana: Tsy hay lazaina ny fangotsoko tamin'izaho tsy afa-panadinana. 1 p.t.: Fetsy ratsY, konjo: Tsy nahita olona fangotsoka ohatra an'iny zazalahy iny aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel