Dikan'ny teny : fangotsohana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Bibikely karazana fanday fahita eny amin'ny ravin-iavatsa toy ny rotra na ny tanantanana ka manaikitra ary mahavoa ny tandomerina ny lainy. 1 Entina milaza olona tsy azo kasihina noho ny hasiahany. 1 Fetsy holoka. Fetsy. Ahitsio
2 Fangotsongotsohana (hotsoka) a.: Fanaintainana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel