Dikan'ny teny : fangotraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (hotraka) a: Toetran'ny zavatra mangotraka, mafana mivaivay, mandevy: Efa ampy ny fangotraky ny rano fa vonoy amin'izay ny afo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel