Dikan'ny teny : fangoratsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (horatsaka) a.: Toetran'ny zavatra fotsy madio mangatsakatsaka: Mahafinaritra ny fangoratsaky ny diauolana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel