Dikan'ny teny : fangoraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (horaka) a.: Fomba entina mangoraka, mana-na antra: Tahaka izany ue no mba fangorakao ny olona mahantra tsy manan-kohanina? p. t.: Tokony hananana antra: Ny olona fadiranouana tahaka ireny no fangoraka. Ahitsio
2 (horàko) a.: Toetran'ny zavatra mena mangatrakatraka; mivaivay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel