Dikan'ny teny : fangoloka
Hampiditra dikany hafa
(holoka) p.t.: Faran'izay fetsy ratsy sady mahay mamitaka amim-pihatsaram-belatsihy: Aza mifampiraharaha amin'iny olona iny fa lehilohy fangoloka in y.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha