Dikan'ny teny : fangoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny miromoromo tsy voatenona, izay esorina amin'ny lamba: Fango-damba • h.o.: Fandrika, hafetsifetsena. i t.(.f.: Fangohana, afangoka, voafangoka, nofinangoka / mamangoka, famangoka, mpamangoka / amangohana, famangohana / mahafangoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel