Dikan'ny teny : fangirihana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hirika) a.: Fandoahana: Fangirihana haro. • Fitadiavana hahalala izay ao am-pon'ny sasany: Fangirihana ny hevitrao no nanaouany izany fanontaniana izany. • Faniriana mafy ha-haro: Fangirihana an'io fanaka io no nisamborany vo-la. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel