Dikan'ny teny : fangirifiriana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hirifiry) a.: Fijaliana mafy, fanaintainana izaitsizy: Tsy hay lazaina ny fangirifiriana tsaroako tamin' ilay aretina nahazo ahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel