Dikan'ny teny : fangataka

Hampiditra dikany vaovao
1 (hataka) a.: Zavatra azo angatahina: Tsy fangataka ny voninahitra fa tokony hatao izay hahamendrika mba hahazoana azy. ? Fomba entina mangataka: Ny fangatakao no tsy nahazoanao, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel