Dikan'ny teny : fangasihasy

Hampiditra dikany hafa
(hasihasy) a.: Toetran'ny olona mangasihasy, mangaihay, diso fanantenana: Nampalahelo indray ny fangasihasin'Ibalita ka tsy nanakora azy akory ireo rahalahiny sy ny anabauiny, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0688