Dikan'ny teny : fangaronana

Hampiditra dikany vaovao
1 (harona) a,: Fisavana zavatra ao amin'ny miafina: Tokony hofaizina mafy ny fangaronam-paosy eny an-tsena. ~ Fitondrana hanina any am-bava amin'ny tanana: Fomban'ny ankizy ny fangaronan-tanana, rehefa mihinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel