Dikan'ny teny : fangarofana
Hampiditra dikany hafa
Fangarohana, Fiharofana, Fiharohana (haro-ha) a.: Fihadiana zavatra ao anaty lavaka, fangaronana mba hahalalana ny miafina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha