Dikan'ny teny : fangaro

Hampiditra dikany vaovao
1 (haro) a.: Fomba entina mangaro na manetsiketsika mba hiharo: Tsy toy izao velively no fangaro ny vary ahahy. 1 p.t.: Azo haroina: Tsy fangaro ity anana it,V rehefa andrahoina. • a.: Zavatra akambana amin' ny...: Mividiana fangarondaoka ariary enina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel