Dikan'ny teny : fangaraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (haroka) a.: Fomba fampidirana ao amin'ny haraka. • p.t.: Fampiditra ao amin'ny haraka. Ahitsio
2 a.: Karazam-bibikely mitovitovy amin'ny renitantely na ny fanenitra saingy izy lavalava kokoa ary manify kely ny andilany, fotaka no anaovany ny trano anatodizany, a Andilam-pangaraka: kely andilana, enti-milaza bikan'olona miezoezo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel