Dikan'ny teny : fangaoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Sotrobe lany fia. Ahitsio
2 (haoka) a.: Fomba entina mandoaka, mandavaka. • p, t,: Azo loahana. Ahitsio
3 (haoka) p.t.: Kinga amin'ny hafetsena; fatratra raha hangaroka ny hevitra na ny an-karomiafin'ny sasany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel