Dikan'ny teny : fanganga

Hampiditra dikany vaovao
1 (anganga) p.t.: Olona manana toetra ratsy mahamenatra; tafahoatra amin' ny toetra tsy mendrika ananany. • Mikiakiaka matetika amin'ny ditrany (zazakely), • Avo vava na mahay vava (vehivavy). - F,-p,: Fangangan'olona: olona manan-toetra ratsy ikoizana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel