Dikan'ny teny : fangalampiery

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kilalaon'ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin'ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan'ilay mpitady dia milaza ho "afa-po" izy, ka miseho ilay niery. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel