Dikan'ny teny : fangalahala

Hampiditra dikany vaovao
1 (halahala) a.: Toetran'ny zavatra madio mangarangarana: Mba tiako loatra ny fangalahalan'ny rano any an 'ala. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel