Dikan'ny teny : fangainana
Hampiditra dikany hafa
(gaina) a.: Fahadisoampanantenana: Mafimafy kokoa ny fangainan'ny mpianatra try afa-panadinana noho ny an'ny tsy nahazo tamin'ny an-tsapaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha