Dikan'ny teny : fangady

Hampiditra dikany vaovao
1 (hady) a.: Vy voavoatra misy lelany sy zarany a-tao fihadian-tany, izay antsoina matetika kokoa hoe Angady. - Tsy mampandry fangady: enti-milaza aretina mahafaty olona betsaka poporohana (toa tsy mandry mihitsy ny fangady fa ihadiana fasana tsy an-kijanona). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel