Dikan'ny teny : fanevingevenana
Hampiditra dikany hafa
(heuingeuina) a.: Fampironana miankavia miankavanana, fampidoladolana, fanakivilivilizana. Fanevotana (evotra) o.: Ody fanamaivanana ny zavatra mavesatra. - F,-p,: Faneuotana it9, mieuotra ity: teny ataon'ireo mitari-bato indray miaraka, toy ny fifanomezana hery.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha