Dikan'ny teny : fanetribe

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Bibikely manimba ny ravim-bomanga sy ny vodiny. Rehefa bibikely mety ho mpanimba ny voly. ~ H.o,: Enti-milaza ny kamo sy ny mpangalatra: Ireny no fanetriben'ny tany tokony hatosika any am-paravazan-tany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel