Dikan'ny teny : fanesoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (eso) a: Fanaovana tsinontsinona, fanebahana, fanatsizarizariana: Tsy lefitro iny fanesoana ahy teo imasom-bahoaka iny. ~ Famazivaziana, fananihaniana: Teny fanesoana fotsiny izany ka tsy mampiraika ahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel