Dikan'ny teny : fanerana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ara) a,: Fanelanelanana ataon'ny mpividy sY ny mpivarotra. 1 Fifampiraharahana ataon'ny mpanelanelana hitaona vehivavy iray hisakaiza amin'ny lehilahy iray. Ahitsio
2 (serana) a.: Fomba entina manerana, mandalo eo anoloan'olona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel