Dikan'ny teny : fanenitra
Hampiditra dikany hafa
1.
(tenitra) a: Fomba entina manenitra, maneso, manaraby.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(tenitra) o.: Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
na Takolapanenitra a.: Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy fi-Io manindrona ery an-tendrony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha