Dikan'ny teny : fanekena

Hampiditra dikany vaovao
1 (eky) a.: Tsy fandavana: Ho hitonao fa hitondra soa ho anao ny fanekenao ny teniko, e Fankatoavana: Ny angatahina amin'ny kristianina dia ny fanekeny ny didy aman-dalàn'ny Eglizy. ~ Fanoavana: Zava-dehibe ny faneken'ny ambanifanitra ny tanin 'ny Andriamanjaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel