Dikan'ny teny : fanehoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (seho) a.: Famborahana mba ho hita, fampisehoana ety ivelany: Ny fiondrehana raha mandalo ny Filoha no fanehoana ny fanajana azyFanehoehoana (sehoseho) a.: Laza mahoraka izaitsizy: Niely hatraiza hatraiza ny fanehoehoan'ny fahendrena amam-pahakinQan'io mpanjako io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel