Dikan'ny teny : fanehana

Hampiditra dikany vaovao
1 (aika) a.: Fanerena, fangejana: Tsy maintsy atao tsara ny fanehana ny tsihy eo am-panaouana azy, * Fiantsoana: Ianao no mikarakara ny fanehana ny fokonolona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel