Dikan'ny teny : fanefena

Hampiditra dikany vaovao
1 (tefy) a.: Fanamboarana vy na metaly hafa ho zavatra fampiasa. 1 H.o. : Famolavolana: Tsy mora ny fanefena ny toe-tsaina amampon'ny ankizy hatramin'ny fahakeliny, izay tsy maintsy atomboka hatreo omin'ny fianakaviana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel