Dikan'ny teny : fanefana

Hampiditra dikany vaovao
1 (efa) a.: Fanonerana: Amin'ny herinandro ambony ny fanefako ny trosanao, •Fanoloana: Takiko ny fanefanao ny bokiko very fa sarobidy tamiko loatra izy i-n y, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel