Dikan'ny teny : fanebahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tebaka) a.: Fanakianana, fanesoana; filazana ankitairano fa tsy nety ny natao; fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana; fanazimbana, famotsifotsiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel