Dikan'ny teny : fandry

Hampiditra dikany vaovao
1 (andry) a.: Fomba na toetran'ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itS fandrin'ny zanakao: ny iohany indray no any an-tongotra. 1 Fiafarana: Manao ahoana ny fandrin'ny resaka tao? - Fandrim-bolana: fomba fatorin'ny zaza izay misokatra kely ny masony. f Fandrim-bolo: fomba fandrin-javatra mifanongoa tahaka ny taila amin'ny taf ontran o, f Fandrin-dambo: fomba fandry tsy misy kitotony fa mifangaro be misaritaka. / Fandrtn-drano: ny fitovizantantan'ny rano, fitovizana tantana. / Fandrin-tsodina: fomba fandrin'olona maro izay ny lohany mihaona daho-Io eo afovoany ary ny vatany toa manao faribolana manodidina. f Mizaha fandrin'omby: mitaikilo, mitily; mihainohaino na mfjerilery izay ataon'ny olona aloha vao manapa-kevitra raha mba hanao koa. / Trano fandrtondompy: trano fivorian'olondratsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel