Dikan'ny teny : fandrotsirotsiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (rotsirotsy) a.: Fanetsiketsehana ny zaza eo am-pofoana na eo amin' ny sandry mba hampatory na hampangina azy mitomany, na hahafinaritraritra azy fotsiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel