Dikan'ny teny : fandrotrarana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan' ahitra mandady maro tonona. * Ohab.: Fandrotrarana antanĂ na haolo ka mandimby ray tsy satry: enti-milaza ireo olona voatery hiteny ampahibemaso na hikabary sa-tria tsy eo intsony ireo zokiolona tokony hanao izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel