Dikan'ny teny : fandrotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (handrotra) a.: Fatorana mivaha moramora ras ha vao voasintona ny laniny. ΒΆ M.h.: Singory, tadivavarana. - t.i.f. : Afandrotra, voafandrotra, tafafandrotra i mamandrotra, famandrotra, mpamandrotra f amandrotana, famandrotana / mifandrotra, fifandrotra, mpifandrotra f ifandrotana, fifandrotana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel