Dikan'ny teny : fandrosoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (roso) a: Fandehanana eo aloha: Ny fandrosoan'ny eo aloha indray mandingana monta dia hahafahan'ny at9 aoriana mahazo toerana malaladalaka kokoa. - Fanolorana zavatra ho an' olona, izay apetraka eo anoloany: Ikoto no hikarakara ny fandrosoana kafe ho an' ny oiona nasaina. ~ Fitomboana fahaizana: Tsy misy fandrosoana ny fianaran'ny zanakao. ~ Fandehanana isara misy tombony, fahombiazana: Fandrosoana lehibe ho anao izao fahazoanao oontnahitra izao. ~ Fivoarana ho amin'ny tsaratsara kokoa vokatry ny fiitaran'ny fahaizana amam-pahalalan'ny olombelona: Betsaka ny aretina resy noho ny fikarohana nen tin 'ny fandrosoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel